Concept2 Model D
Salama daholo ndray ary oh🙏🙏🙏
Reto avy ndray ary ny arrivage tsika zay hita am sary dia disponible avokoa😘😘
Prix mirary tsara. Ny etana amle tena qualité 💯💯💯
Nb:ny ecran sy tactil ku efa betsaka ny arrivage ato
Alefaso ary ny commande eh👍🏻👍🏻👍🏻
Afka miantso avy atrany na mandefa mp fa voaray soamantsara ianareo
Botika eto am shel firaisana 1
L&k repair
0341550860
Mazotoa mandinika tsara ary oh