Convenient lieu
🔥PROMOTION 8 MARSA 🔥
👉45 000ar au lieu de 65 000ar
ARARAOTY FA TENA VITSIKELY SISA
❌TRÉPIEDS MULTIFONCTIONS 3 en 1 , Z6S, AVEC TÉLÉCOMMANDE BLUETOOTH ET LED❌ amilay ❌MAFY BE TSY MORA MIANJERA❌ Ary AVO BE
LONGUEUR: 1m70
‼️MANALA TANTERAKA NY FAHASAHIRANANAO‼️
🔥Ho anao zay tia mikitikitika telephone sy maka sary, na selfie io na sary tsotra na photo en groupe
🔥 Azonao anaovana ❌TIK TOK ❌izy izay anisan’ny tena mampiavaka azy,
🔥 Azo iregler-na ny ❌LUMINOSITE ❌an telephonanao ihany koa izy amin’ny alalan’ilay Telecommande bluetooth
🔥 Azo andehanana ampiasaina Amina Karazana ❌APLLICATION❌ hafa am telephone ihany koa ny telecommande Bluetooth fa tsy natao ho an’ny appareil photo irery.
🔥Amilay mafy be sy tsara qualité be satria en ❌ACIER INOXYDABLE ❌
🔥Ho anao izay tia mijery film am telephone ka tsy te ho reraka mitazona telephone
🔥Ho anao izay tia maka sary am alina na am toerana maizina nefa tsy mivoka ilay sary fa maizina
🔥Ho anao izay tia maka video na tia manao tuto na live direct ihany koa Ka mba te hanana video professionnelle dia natao ho anao ity Trépieds 3 en 1 ity.
Ny telecommande Bluetooth miaraka aminy dia ahafahanao maka sary, Ka hatrany am 10 m ny distance
-Avec Bluetooth sans fil
-Angle réglable avec tête de rotation 270°
-Bâton extensible et compatibilité élevée
-Avec un LED
-Compatible à tous types de téléphone
-Léger et facile à porter
Livraison partout de Madagascar à partir de 3000ar
Tel: 038 74 800 07